Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70642 articles
Browse latest View live

“Raharaha Kidnapping” : tsy mbola votsotra ilay Karana

Efa ho dimy andro aty aoriana, tsy mbola votsotra eny am-pelatanan’ny jiolahy ilay Karana tompon’ny Conforama Tsaralalana. Voalazan’ny mpitandro filaminana izay nanontaniana, tsy mbola nanome vaovao...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambodibolava Tsiafahy : taksiborosy tapaka frein, olona telo maty, 15 naratra...

 Olona telo maty, 15 naratra mafy. Izany no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga teny amin’ny fokontany Ambodibolava, kaominina ambanivohitr’i Tsiafahy, ny alarobia lasa teo. Taksiborosy iray tapaka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Misavorovoro tanteraka

Tsy ahita-mitsinjo fa misavorovo tanteraka amin’ny lafiny rehetra ny fiainam-pirenena. Tsy politika ihany fa na sosialy na toekarena, hatramin’ny tsy filaminana sy tsy fandriampahalemana. Sarona aloha...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambato Boeny : jiolahy iray maty voatifitry ny zandary

 Lavon’ny zandary nandritra ny fifampitifirana ny jiolahy raindahiny iray, ny talata teo tany Andranomamy Ambato Boeny. Voalazan’ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary fa jiolahy miisa fito nitondra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambalamanasy Toamasina : raim-pianakaviana nahatrarana rongony 55 kg

 Saron’ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina tao Ambalamanasy Toamasina, ny alin’ny alahady teo, ny raim-pianakaviana iray 30 taona, voarohirohy ho nitondra rongony 55 kg. Araka ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Grevin’ny Jirama : misy fanerena hitokona ireo miasa

Nilaza ny filoha nasionalin’ny Sendikàn’ny Mpiasa eto Madagasikara (Semm) ao amin’ny Jirama, Andriamihaja Christor, fa misy ankehitriny ny fanerena ny mpiasa miasa hitokona. Ny alarobia teo, anisan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiarovana harena sarobidy any Boeny : nifampizarana ny sary misy toerana tsy...

Hanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny faritra Boeny ny Bianco, sampana Mahajanga, hisakanana ny fitrandrahana sy fanondranana an-tsokosoko ireo harena sarobidy samihafa avy ao anatin’ny faritra. Nisy...

View Article

Varotra : mihena ny fanafaran’i Sina akora fototra

 Mitohy hatrany ny fidinan’ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ; latsaka ny sandam-bola sinoa Yuan, mihena manaraka izany koa ny harinkarena faobe sinoa ; somary mikatso koa izao ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Raharaham-pirenena : miantso fitoniana ireo depiote

“Aoka ho tony isika eo am-piandrasana ny voka-pifidianana ofisialy. Tsy handeha amin’ny laoniny ny raharaham-pirenena raha miseho ny korontana. Tsy tokony hisy koa ambonin’ny lalàna…  Isaorana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanambarana ny voka-pifidianana : manaitra ny fitsarana, tsy hiteraka...

Tsy afaka ny hangina sy hiandry am-pitoniana ? Nitondra ny heviny manoloana ny voka-pifidianana amin’ny ankapobeny natao ny 31 jolay teo ny Mapar. Nanaovan’izy ireo antso avo  koa ireo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antsirabe : miofana momba ny fihetsika ara-pahasalamana ny fianakaviana.

Notanterahina tao amin’ny foibe FLM Faravohitra Antsirabe tamin’ity herinandro ity ny fampiofanana nokarakarain’ny Unicef ary vatsin’ny Fid ara-bola. Mikasika ny fihetsika ara-pahasalamana mahomby ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

69 933 ny mpiadina eto Antananarivo  : 11taona ny zandriny amin’ny mpanala...

 Afaka hiatrika fanadinana am-pitoniana ny mpiadina amin’ny bakalorea amin’ny alatsinainy izao. Niravina ihany ny olana rehetra ary efa vonona ny lafiny teknika rehetra, hoy ny fanambaran’ny talen’ny...

View Article

Niofana ny mpanentana ara-pahasalamana : haraha-maso amin’ny « application...

Nampianarina nampiasa ny teknolojia avo lenta mikirakira ny « application Android » amin’ny fanangonam-baovao fanaraha-maso ny valanaretina samihafa ny mpanentana ara-pahasalamana eny ifotony 73 sy...

View Article


Mahajanga : 50% -ny olona tsy manana toeram-pivoahana

Mbola latsaky ny 50% ny isan’ny olona manana toeram-pivoahana ao Mahajanga. Ary amin’ireo lazaina fa mampiasa aza, vitsy ihany no tena manaraka ny fenitra ara-pahasalamana, araka ny vaovao nampitain’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiofanana momba ny varotra… : mamolavola tanora hifehy ny raharaham-barotra...

«Ny firenena matanjaka eran-tany dia ireo firenena izay matanjaka eo amin’ny sehatry ny varotra». Tsy azo iadian-kevitra izany. Tsy mifanalavitra fa mifandraika amin’izay indrindra no antom-pisian’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampirantiana ara-tsakafo any Milan : antsoina ny mpandraharaha vahiny ho avy...

Mandray anjara amin’ny fampirantiana momba ny sakafo any Milan, Italia, i Madagasikara nanomboka ny 1 mey, tsy hifarana raha tsy amin’ny 31 oktobra 2015. Lohahevitra noraisin’i Madagasikara mandritra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tahala Rarihasina Analakely : ambohipihaonan’ny mpanao sary ny « Dia...

Fampirantiana lehibe ! Tabilao mahatratra 120 no miranty etsy amin’ny efitrano malalaky ny Tahala Rarihasina Analakely. Ambohipihaonan’ny mpanao sary hosodoko sy ny mpitsidika ary ny mpankafy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hiverina etsy Mahamasina : mampanantena seho matihanina i Nono

Efa nandalo nanomana ary tonga hanatontosa i Nono amin’izao fotoana izao. Raikitra ilay seho goavana amin’ny asabotsy, etsy Mahamasina. Fotoana ifanomezany indray amin’ny mpankafy io. « Hiezaka aho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sendikà Sat Jirama : mijanona filoha i Haja Maminirina

Hanomana ny kongresy nasionaliny ny Sendikà mahaleotenan’ny mpiasa (Sat) ao amin’ny Jirama ny 28 sy 29 aogositra ho avy izao. Mialoha izany, nisy ny trangan-javatra manodidina ity grevin’ny mpiasan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Minisiteran’ny Fambolena : novatsina masomboly ny mpamboly varialoha

Hiditra amin’ny fikarakarana ny ketsa ny mpamboly varialoha. Saika manao ity fambolena ity avokoa ny ankamaroan’ny tantsaha eto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Maro tamin’ny tanimbary no tratry ny...

View Article
Browsing all 70642 articles
Browse latest View live