Basikety – “Mada U14 G/F” : tafita ny Lucadro sy ny Mega ary ny Asa
Tontosa, omaly tao amin’ny kianja mitafo Soavita sy kianja CRJS Toamasina, ireo lalao ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy U14 zazalahy sy zazavavy....
View ArticleTenisy – «Mada 2015» : voahosotra ho tompondakan’ny U16 i Marcel
Niova tanana ny tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny taranja tenisy ho an’ny sokajy U16 zazalahy. Nisalotra izany indray mantsy Rabenirina Marcel, ho an’ity taom-pilalaovana 2015 ity. Nandrombaka...
View ArticleRugby – «Top 14 Analamanga» : hisantatra ny lalao ny JSTA sy ny TFA
Hanomboka, anio asabotsy, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby na ny “Top 14”. Toy ny mahazatra hotanterahina etsy amin’ny kianja Makis...
View ArticleKitra malagasy : mpanazatra 25 nahavita fiofanana
Niampy 25 indray ireo mpanazatra nahazo fiofanana, avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, omaly teny Carion, izy ireo izay nahitana ireo mpanazatra avy amin’ny...
View ArticleTapatapany
Trafikana fitaovam-piadiana: Saron’ny mpitandro filaminana ny talata lasa teo ny toerana iray famokarana fitaovam-piadiana tsy ara-dalàna eny Anosipatrana. Basy vita gasy miisa dimy sy bala miisa...
View ArticleTsindry amin’ny mpanatanteraka : mitaky fivoriana tsy ara-potoana ny depiote
Nijoro, nandray ny andraikiny ho fiarovana ny vahoaka soloany vava noho ny fahasahiranana ateraky ny tsy fandehanan’ny raharaham-pirenena ny vondrona depiote, omaly. Vahaolana natolony amin’izao...
View ArticleVokatry ny fifidianana ben’ny tanàna : nanaitra ny fitondrana ny mapar
Nampitaraina ny vondrona Mapar ny fizotran’ny fifidianana ben’ny tanàna teo sy ny vokatra azony tamin’izany. « Feno hosoka sy hala-bato tsisy toa azy iny fifidianana iny nefa tsy mbola handray fepetra...
View ArticleFifanarahana eo amin’ny andraikitra : nialangalana ny solombavambahoaka
Antoka ho an’ny fampandrosoam-pirenena iraisana ny fifanarahana eo amin’ny andraikitra (Pacte de responsabilité), araka ny fanazavan’ny solombavambahoaka voafidy tany Mananjary, Cathy, teto...
View ArticleBrèves
Assemblée nationale : Les assistants parlementaires sont en formation depuis hier, et cela, pour deux jours à l’Assemblée nationale. L’amélioration de la maîtrise de responsabilité des députés en...
View ArticleBataille entre les grandes formations politiques : domination du Mapar dans...
Les grandes formations politiques ont eu une bataille âpre dans les six chefs-lieux de province lors des communales. Mais une chose est sure, elles ont tenu leur rang. Les trois partis favoris de la...
View ArticlePosition des députés de la mouvance présidentielle : pression pour la tenue...
La tergiversation de l’Exécutif n’est pas du goût des députés de la mouvance présidentielle. Ces derniers font pression sur le président de la République, Hery Rajaonarimampianina, pour que celui-ci...
View ArticleFiangaliana feo kanto : mihamiverina maka toerana ny « A cappella »
Somary difotry ny sokajina mozika na hira mampientana vatana, tao anatin’ny 20 taona mahery ny karazan-kira teto amintsika. Maro tamin’ireny aza no natao ho mozikam-barotra (tsy dia misy ventiny...
View ArticleMpanendaka tanaty taxibe : noraisim-potsiny teo Ambodivonkely
Tsy nisy nialana intsony ny tovolahy mpanendaka, voafandrika tao anatin’ny fiara mpitatitra olona tamin’ny zotra Ambohimanarina-Anosy, omaly antoandro. Najanon’ny mpamily nifanandrify indrindra ny...
View ArticleApprovisionnement en riz : baisse d’importation, hausse éventuelle de prix
Les prévisions d’importation de riz ont diminué de plus de 50 % comparée à l’importation de l’année dernière. Une situation qui étonne plus d’un, compte tenu des récentes intempéries ayant ravagé des...
View ArticleFactures impayées des ministères : lancement des procédures de coupure
Après l’annonce de coupure ciblée de l’électricité au niveau des ministères de tutelle de la Jirama, pour factures impayées, le comité de grève de l’intersyndicale de la société ont lancé les...
View ArticleBaccalauréat à Antananarivo : application de nouvelles mesures
Des nouvelles initiatives ont été prises cette année pour assurer le bon déroulement des examens du baccalauréat, prévus débuter lundi prochain. Il en est ainsi de la signature d’un procès-verbal pour...
View ArticleFilière « haricot » : l’exportation a doublé en 2014
L’exportation de haricot n’a cessé de connaître une hausse. De 1 705 tonnes en 2011, elle est passée à 5 175 tonnes en 2014, soit presque cinq fois de plus, rapportant ainsi la valeur de 6 millions de...
View ArticleL’après BEPC : choix difficile pour certains
Que faire après l’obtention du diplôme du brevet d’étude du premier cycle de l’enseignement secondaire (BEPC) ? Une question qui n’est pas facile à répondre pour les parents d’élèves qui n’ont pas...
View ArticleSurveillance des épidémies : utilisation de la nouvelle technologie
Madagascar est l’un des rares pays disposant d’un système de surveillance des fièvres qui fonctionne depuis plusieurs années. Toutefois, le pays a été confronté à plusieurs reprises à des épidémies...
View ArticlePréparatifs de la rentrée scolaire : facilitation d’achat des fournitures...
L’ « après-grandes vacances » reste une galère pour les parents. Les préparatifs de la prochaine rentrée scolaire riment avec l’achat des fournitures scolaires. Outre les frais de scolarité, les...
View Article