Tsy fitoviam-pijery anaty antoko: niala tsy ho HVM Andriamandavy Riana
Teny tsotra sady mazava. “Niala tsy ho mpikambana eo anivon’ny HVM intsony aho noho ny tsy fitovian’ny fomba fijery. Teo koa ny fanagadrana tsy ara-drariny sy ny tsy firaharahana ireo mpiaradia, toa...
View ArticleTsy fandriampahalemana… mila firaisankina
Tena mbola mampikaikaika ny vahoaka any ifotony amin’izao ny tsy fandriampahalemana amin’ny faritra sasany, indrindra amin’izay lavitra fanjakana. Tena manao ny ataony ny dahalo sy ny olon-dratsy. Na...
View ArticleTranga vaovao miisa 22 any Morondava : karohina ireo nifanerasera amin’ireo...
Manomboka mampiahiahy. Anatin’ny fikarohana sy fitadiavana ireo nifanerasera amin’ireo olona miisa 22 tratran’ny coronavirus ny tomponandraikitra any Morondava, amin’izao fotoana izao. Efa manaraka...
View ArticleLahatenin’ny filoha Rajoelina – COP26: « Ho fitaratra amin’ny fampandrosoana...
Anisan’ireo nandahan-teny, tao anatin’ny telo minitra tahaka ireo filoha sy lehiben’ny governemanta miisa 30 ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Miatrika ny fihaonana an-tampon’ny COP26 tanterahina any...
View ArticleHetsika fitakiana: voasambotry ny zandary ireo mpitarika sendikà
Voasambotry ny zandary, ny herinandro teo, ireo mpitarika sendikà miisa roa, ahitana an-dRatovondrainy Chretien Eugène, nitarika ny hetsika fanoherana tao Taolagnaro. “Gaga izahay fa maratra izy...
View ArticleHetsika tetsy Anosy: nitaky ny volany indray ireo mpanamboatra lalana
Nitaky ny volany tetsy Anosy indray, omaly, ireo mpandraharaha mpikojakoja lalana. Nangataka fihaonana tamin’ny minisitry ny Asa vaventy izy ireo tamin’izany, saingy tomponandraikitra hafa no nandray....
View ArticleTambajotra nanondrana an-tsokosoko harem-pirenena: hohenjehina ireo ”Trondro...
Nampanantena fa tsy ho vitavita ho azy. Anisan’ny nitondran’ny minisitry ny Fitsarana fanazavana ny momba ireo raharaha mafampana eny anivon’ny fitsarana. Anisan’izany ny momba ilay volamena ”73,5kg”...
View ArticleZaza narian-dreniny tamin’ny misasakalina: novonjen’i Setra nanoloana ireo...
Sendra nahare feo hafahafa teo amin’ny lalan’Avaradoha midina hihazo ny hopitaly Homi, ny alin’ny asabotsy 24 oktobra teo i Setra. Kinanjo, indro fa nahita zazamenavava nisy nanary efa novovozin’ny...
View ArticleFamokarana herinaratra: mamokatra sy mizara angovo any ambanivohitra ny WeLight
Iaraha-mahalala fa mbola ambany dia ambany ny tahan’ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara, indrindra fa any ambanivohitra. Miezaka manentsina ny banga ny orinasa WeLight, ao anatin’ny Groupe...
View ArticleAlliance voahary gasy: mbola misy ny kolikoly avo lenta
Vita ny herinandro lasa teo ny fivoriamben’ny vovonana Alliance voahary gasy (AVG), ahitana fikambanana miisa 30. Lany indray ho filohan’ny filankevi-pitantanana (PCA) Razakamanarina Ndranto, miaraka...
View ArticleFokontany Saregnana Diego II: miaro tena amin’ny tazomoka i Angeline
Bevohoka ny zanany fahefatra i Angeline Zafitombo. Miaro tena fatratra amin’ny aretina tazomokoa izy ary nanatona ny tobim-pahasalamana manara-maso ny vohoka. Nihinana ilay fanafody miaro ny vehivavy...
View ArticleTretry Emmérentienne: mila « frigo » hitahirizana fanafody
Tomponandraikitra mitantana ny tobim-panafody eo anivon’ny distrika (PhaG-Dis) ao Antsiranana I i Tretry Emmérentienne. « Tsy ampy ny fitaovana ampiasana hahatomombana tsara ny fitahirizana ireo...
View ArticleFiovan’ny toetr’andro: hiampy 130 tapitrisa ny olona hahantra
Manaitra ny sain’ny mpitondra fanjakana maneran-tany ny Banky iraisam-pirenena (BM), mandritra izao fivoriambe iraisam-pirenena mikasika ny tontolo iainana Cop 26, atao any Ecosse izao. Aminy, tsy...
View ArticleFarmasia – toby fivarotam-panafody: kianin’ny farmasianina ny fandinihana ny...
Hikorontana ny fehezan-dalàna momba ny fahasalamana satria simba ny rohy entin’ny andininy samihafa raha holanian’ny solombavambahoaka ilay tolo-dalàna mikasika ny toerana tokony hisy ny toby...
View ArticleHitandroana ny filaminana eny ifotony: tanora 34 nifehy ny fahaizana miatrika...
Hifarana amin’ity herinndro ity ny fiofanana ataon’ny tanora 34 avy ao amin’ny distrikan’Antalaha sy Sambava ary ny kaominina Ampohimbe sy Bemanevika, fiofanana hisorohana ny herisetra sy ny...
View ArticleRugby – Doppel Top 20: mandrahona tsy hifaninanana intsony ireo fileovana
Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo fileovana mifaninana ao anatin’ny Doppel Top 20, miady izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby. Mitaky ny anjara volany izy ireo vao hanohy ny...
View ArticleFederasiona malagasy Tenisy ambony latabatra (FMTT): ho kandidà hifaninana i...
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy, ny asabotsy lasa teo teny Antaninarenina, Andriambololonjiva Lantosoa (Njiva) fa ho anisan’ireo kandidà hifaninana amin’ny toeran’ny filohan’ny federasiona malagasy...
View Article40 taona nanaovana seho: hitety vanim-potoana maro an-kira i Solo Andrianasolo
Elaela tsy hita an-tsehatra… Saingy tsy nijanona mihitsy tamin’ny mozika i Solo Andrianasolo. Nisy ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny Regina’s School Andrefan’Ambohijanahary,...
View ArticleMpizaka Stelarim: nitondra ny « Ranty Renty » tany Bongolava
Niaka-tsehatra tany amin’ny faritra bongolava indray ny Mpizaka Stelarim. “Ndao hamaky boky hifanakalo kalo”, io no lohahevitra tamin’izany seho izany, niaraha-niasa tamin’ny fitaleavam-paritry ny...
View ArticleFAKAFAKA: Mitondra inona ny inona ?
Mankalaza an’izao… Manamarika an’izaroa ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ! Mitondra inona izy ireny ? Ao ny nanaitra ny olona tamin’ny torimasony fa tsy ferana ihany koa ny fisian’ny rano...
View Article