Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Tsy fitoviam-pijery anaty antoko: niala tsy ho HVM Andriamandavy Riana

$
0
0
Teny tsotra sady mazava. “Niala tsy ho mpikambana eo anivon’ny HVM intsony aho noho ny tsy fitovian’ny fomba fijery. Teo koa ny fanagadrana tsy ara-drariny sy ny tsy firaharahana ireo mpiaradia, toa an-dRazaimamonjy Claudine”, hoy Andriamandavy Riana, tao amin’ny fahitalavitra iray, afakomaly alina. Nanteriny koa fa nisintaka  teo anivon’ny mpanohitra ihany koa ny tenany.Tsy midika […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697