![]()
Tena mbola mampikaikaika ny vahoaka any ifotony amin’izao ny tsy fandriampahalemana amin’ny faritra sasany, indrindra amin’izay lavitra fanjakana. Tena manao ny ataony ny dahalo sy ny olon-dratsy. Na andro na alina izany, na any ambanivohitra na eny an-drenivohitra… Misy fahasahisahiana ratsy amin’ny fihantsiana vahoaka sy mpitandro filaminana. Nahoana? Mahery ny olon-dratsy fa manana fitaovam-piadiana mahery […]