Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Fanapahan-kevitry ny CSM: naato amin’ny asany sy notapahina karama Rakotobe Raoul

$
0
0
Nilatsaka ny fanapahana tsy azo ivalozana. Miisa dimy ireo mpitsara niakatra teo anivon’ny  filankevi-pifehezana (Codis), ny herinandro teo. Nandraisana fanapahan-kevitra avokoa ny momba azy ireo. “Fantatsika ny tale jeneralin’ny CNaPS teo aloha, Rakotobe Raoul A., izay nahazo ny fampiatoana amin’ny asany sy fanapahana karama.” Io ny fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana, Imbiki Herilaza, omaly, ny amin’ireo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles