Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70726

Tselatra

$
0
0
Fiara mpitondra mpandeha mampitohy an’i Pont Sofia sy Mandritsara renivohitra no  tapaka hisatra afakomaly hariva teo anelanelan’i Andilambe sy Ampondramotso ao anaty Kaominina Pont Sofia, Disitrikan’i Mandritsara. Sendra fiakarana izy io, rehefa tonga, tamin’izany dia nampilaza ny mpamily fa tokony nihidina avokoa ny rehetra. Tsy naheno izany anefa ny lehilahy iray nanampy tamin’ny fanosehana fa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70726

Trending Articles