Filoha Rajoelina: « Tsy maintsy vidina 75 000 Ar ny lavanila manta”
Mahakasika ny vidin’ny lavanila izay mampikaikaika ny vahoaka any Sava, dia nilaza ny Filoha Rajoelina fa “mila mifampitsinjo isika. Ny foto-pivelomantsika Sava dia ny lavanila, ahafahantsika...
View ArticleFiainana antoko: nikaondoha ny MMM Menabe
Fiomanana amin’ny kongresy nasioanaly. Nanao fikaonandoham-paritra ny antoko Malagasy miara-miainga (MMM) Maneba. Efa maka bahana amin’ny kongresy nasionaly. Nitohy tany Menabe ny fikaonandoham-paritry...
View ArticleFiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro: nomarihina tamin’ny asa mivantana ny JMV
Nankalazaina ny alahady teo tany Morondava ny Andro maneran-tany ho an’ny tanàn-dehibe (JMV). Nanamarihana izany ny fanaovana asa mivantana ho an’ny tanànan’i Morondava. Anisan’izany ny fambolen-kazo...
View ArticleCeni vaovao: mpikambana fito no voatendry
Taorian’ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ireo mpikambana ao amin’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), navoakan’ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, ny 30 oktobra...
View ArticleFampitsaharana ny vohoka mety hitera-doza – ITG: takin’ny antoko Harena ny...
Nitondra vahaolana, manoloana ny savorovon-kevitra. Nampirisika ary nanentana ny tompon’andraikitra ny eo anivon’ny antoko Harena fa tokony hifaizina mafy ireo mpanolana, anisan’ny sosokevitra...
View ArticleKitra- « Ligue des champions D2 Federal »: tompodakan’i Madagasikara ny AS...
Voahosotra ho tompodakan’i Madagasikara « Ligue des champions D2 Fédéral » ny AS Fanalamanga avy any Alaotra Mangoro. Tafita hiatrika ny « Pro League » ry zalahy amin’ny taona 2022. Nifarana omaly tany...
View ArticleASIEF 2021: mizotra tsara ny fifaninanana
Miditra amin’ny andro fahefatra, anio, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny mpiasam-panjakana, Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires), tanterahina any...
View ArticleHerinandron’ny Havatsa Upem: nasongadina ny sanganasan’i AeRa
Novelomin’ny Fikambanan’ny Pôety sy ny Mpanoratra Malagasy tao amin’ny Tranombokim-pirenena, ny 28 oktobra lasa teo ny asasoratr’i André Rakotondranaivo na AeRa, mpikambana zokiolona indrindra ao...
View ArticleTarika Spirity: naseho an-tsehatra ny “Always rock”
Gadona mavesatra… Nitondra ny mozikany tetsy amin’ny IKM Antsahavola indray ny Tarika Spirity, ny faran’ny volana 31 oktobra teo, nanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Nampitondraina ny...
View Article“20 taona nizarana fitia” : mbola ankafizin’ny maro ny tarika Lôla
Heni-boninahitra ny fankalazana ny faha20 taonan’ny tarika Lôla, izay notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina, omaly nanomboka tamin’ny 3 ora tolakandro mahery....
View ArticleFaritra Sofia: fampandrosoana iarahana amin’ny mpiara-miombon’antoka
Mampiavaka ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra (JIR), karakarain’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE), miaraka amin’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana (Mid), ny fisarihana...
View ArticleHampitomboana ny gana Fotsimaso
Ankoatra ny fampiroboroboana ny lafiny toekarena, manana paikady koa ny faritra Sofia amin’ny fiarovana ny tontolo iainana, nefa miteraka fampandrosoana lovainjafy. Isany fandaharanasa fiarovana...
View ArticleSava: misokatra ny biraon’ny BCMM
Notokanan’ny filoha Rajoelina Andry, ny 29 oktobra teo tany Sambava ny Biraon’ny sora-pananana ho an’ny harena an-kibon’ny tany (BCMM) ho an’ny faritra Sava. Nohamafisiny fa tokony hitondra...
View ArticleTsenaben’ny trondro voalohany: mampirisika hiompy trondro ny minisiteran’ny Jono
Miverina amin’ny toerany ny minisiteran’ny Jono sy ny harena anaty rano ka nahazo ny anarana fanampiny hoe toekarena manga (MPEB), nanomboka ny volana aogositra 2021. Koa nanao ny Tsenaben’ny trondro...
View ArticlePaositra malagasy: mampahafantatra ny mpikaroka sy ny varika
Tafiditra tao anatin’ny Andron’ny varika, ny herinandro lasa teo, ny fanaovana azy sary amin’ny hajia. Manana karazana varika 112 i Madagasikara, ka ny dimy amin’ireo avoaka sary amin’ny hajia sy ny...
View Article67ha: lehilahy iray maty avy nitsondrona héroïne
Lehilahy tsy manan-kialofana no hita maty tetsy 67ha, afakomaly maraina tokony ho tamin’ny 07 ora. Raha ny filazan’ireo nanatri-maso dia noho ny fitsindromana “héroïne” ny antony nahafaty azy....
View ArticleManarintsoa Isotry…: polisy 4 nidaroka sy nanimba entan’olona maro
Hatairana ny an’ireo mponina eny amin’ny fokontany Manarintsoa Isotry ny alatsinainy teo. Polisy efa-dahy nanao fanamiana sivily no nidaroka olona teny an-toerana tokony ho tamin’ny 05 ora hariva....
View ArticleAmpanefena – Vohémar: sefo fokontany voarohirohy amina halatra omby
Nahatratra dimy ireo olona voarohirohy tamin’ny halatra omby ao Ampanefena Vohémar. Voatonona tamin’izany ny anaran’ny delegem-panjakana sy ny sefo fokontany ao an-toerana. Izy ireo izay samy niaiky fa...
View ArticleTselatra
Fiara mpitondra mpandeha mampitohy an’i Pont Sofia sy Mandritsara renivohitra no tapaka hisatra afakomaly hariva teo anelanelan’i Andilambe sy Ampondramotso ao anaty Kaominina Pont Sofia, Disitrikan’i...
View ArticleFanapahan-kevitry ny CSM: naato amin’ny asany sy notapahina karama Rakotobe...
Nilatsaka ny fanapahana tsy azo ivalozana. Miisa dimy ireo mpitsara niakatra teo anivon’ny filankevi-pifehezana (Codis), ny herinandro teo. Nandraisana fanapahan-kevitra avokoa ny momba azy ireo....
View Article