Mahakasika ny vidin’ny lavanila izay mampikaikaika ny vahoaka any Sava, dia nilaza ny Filoha Rajoelina fa “mila mifampitsinjo isika. Ny foto-pivelomantsika Sava dia ny lavanila, ahafahantsika mampandroso ny firenena, ary mampandroso koa ireo mpisehatra rehetra anatin’izany fihariana izany. Ny zava-misy anefa, betsaka ny manararaotra sy maka tombony mihoa-pampana. Manjary isika tantsaha no voa mafy “, […]
↧