![]()
Namiratra indray ny Malagasy…. Norombahin’i Valérie Hantavololona Randriarison ny anaram-boninahitra “Lauréat WIA54” tamin’ilay fifaninanana ho an’ny vehivavy mpandraharaha na ilay hoe « Women In Africa ». Nahatratra 5000 mahery ny mpandray anjara tamin’izany ary tonga tamin’ny famaranana ny Malagasy, miisa 17. Ny fifaninanana dia natao an-tambajotra ka ny BFV no mpiara-niombona antoka tamin’ity fifaninanana WIA 2021 […]