![]()
Ny fahaiza-miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro, ny tetibola natokana ho an’ny toetr’andro, ny singa voajanahary sy ny natiora, ny angovo ary ny fitaterana. Ireo sehatra dimy kendrena manokana hahitam-bokatra amin’ny fivorian’ny Firenena mikambana (ONU) faha-26 momba ny toetr’andro (Cop 26), izay atao any Glasgow, Écosse, nanomboka omaly. “Cop miavaka ao anatin’ny fotoana miavaka”, hoy ny minisitra […]