Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Fitsarana itokisana… hitsarana mpitsara

$
0
0
Nahabe resaka ny adin-tany teny Fenoarivo: notanana am-ponja vonjimaika izy mianadahy tsy nanaiky hivarotra ny tany anjara lovany. Fivadiham-pitokisana no nanenjehana azy ireo. Misy kolikoly ny raharaha matoa misy fanerena hivarotra tany? Rehefa nohadihadina, natsahatra ny fanenjehana azy ireo. Tsara lavitra no ho ny hoe afaka madiodio izany, raha ny fanazavan’ny mpahay lalàna. Tsy tokony […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles