Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Tsy hala-jaza fa ankizy nangalatra teny Ambohimahitsy: raikitra ny savorovoro, saika matin’ny fokonolona ilay mpitondra 4X4

$
0
0
Ankoatra ny fanimbana ny fiaran’ilay voasambotry ny fokonolona sy ny filazana azy fa nangala-jaza. Mbola saika matin’ny fitsaram-bahoaka izy, ity farany izay efa lasibatry ny halatra nataona ankizilahikely roa, izay niteraka savorovoro teny Ambohimahitsy hatreny Mahazo. Tabatabata, tora-bato, sakoroka. Ireo no zava-nitranga teny Ambohimahitsy, niainga teny Mahazo, omaly tolakandro tokony ho tamin’ny 02 ora sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles