Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

  “20 taona nizarana fitia” : mbola ankafizin’ny maro ny tarika Lôla

$
0
0
Heni-boninahitra ny fankalazana ny faha20 taonan’ny tarika Lôla, izay notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina, omaly nanomboka tamin’ny 3 ora tolakandro mahery. Nihaona tamin’ireo mpankafy marobe ny tarika Lôla ary hita tsy niova ary nitombo aza ireo mpankafy ny mozikan’izy ireo raha ny tazana teny an-toerana. Novelomina tao avokoa ireo hira anisan’ny nanamarika […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles