Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Faritra Sofia: fampandrosoana iarahana amin’ny mpiara-miombon’antoka

$
0
0
Mampiavaka ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra (JIR), karakarain’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE), miaraka amin’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana (Mid), ny fisarihana ny mpiara-miombon’antoka vahiny hidina any ifotony, hampandrosoana ny faritra. Isan’izany ny JIR andiany fahatelo tany Antsohihy, ho an’ny faritra Sofia, ny 28 hatramin’ny 30 novambra 2021 teo. Tsy toy ny foara, na tsenabe […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles