Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Hampitomboana ny gana Fotsimaso

$
0
0
Ankoatra ny fampiroboroboana ny lafiny toekarena, manana paikady koa ny faritra Sofia amin’ny fiarovana ny tontolo iainana, nefa miteraka fampandrosoana lovainjafy. Isany fandaharanasa fiarovana manokana ny karazana gana dia, antsoina hoe “Fotsimaso” (Aythya innotata). Ampolony ny ompiana hampitomboana taranaka indray any Antsohihy, ankehitriny. Mirefy 45-56 sm ny halavany, miloko volontany matroka ny volony, ary misy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles