![]()
Voahosotra ho tompodakan’i Madagasikara « Ligue des champions D2 Fédéral » ny AS Fanalamanga avy any Alaotra Mangoro. Tafita hiatrika ny « Pro League » ry zalahy amin’ny taona 2022. Nifarana omaly tany Toamasina ny « Poule des As » hiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, D2 Federaly taranja baolina kitra. Nandrombaka ny anaram-boninahitra ny AS Fanalamanga […]