![]()
Miditra amin’ny andro fahefatra, anio, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny mpiasam-panjakana, Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires), tanterahina any Mahajanga. Mizotra amin’ny an-tsakany sy an-davany ny fifaninanana ary taranja maro ny efa niditra an-tsehatra, toy ny volley ball, ny handball, ny basikety, teo ihany koa ny taranja atletisma. Tsiahivina fa isan’ny mandray anjara amin’ny fifaninanana […]