Lehilahy tsy manan-kialofana no hita maty tetsy 67ha, afakomaly maraina tokony ho tamin’ny 07 ora. Raha ny filazan’ireo nanatri-maso dia noho ny fitsindromana “héroïne” ny antony nahafaty azy. Nohamarinin’izy ireo tamin’izany fa jiolahy mpangalatra ihany koa izy. Hitan’ny fokonolona nikainkona teny akaikin’ny tranom-pandihizana iray eny an-toerana ny vata-mangatsiakan’ity lehilahy sahabo ho 35 taona ity. Nampandrenesina […]
↧