Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Paositra malagasy: mampahafantatra ny mpikaroka sy ny varika

$
0
0
Tafiditra tao anatin’ny Andron’ny varika, ny herinandro lasa teo, ny fanaovana azy sary amin’ny hajia. Manana karazana varika 112 i Madagasikara, ka ny dimy amin’ireo avoaka sary amin’ny hajia sy ny mpikaroka azy, Pr Ratsimbazafy Jonah. Iza moa izany Pr Ratsimbazafy Jonah izany ? « Ho an’ny Paositra malagasy dia fanindrahindrana ny manam-pahaizana sy ny mpikaroka malagasy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles