Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Tsenaben’ny trondro voalohany: mampirisika hiompy trondro ny minisiteran’ny Jono

$
0
0
Miverina amin’ny toerany ny minisiteran’ny Jono sy ny harena anaty rano ka nahazo ny anarana fanampiny hoe toekarena manga (MPEB), nanomboka ny volana aogositra 2021. Koa nanao ny Tsenaben’ny trondro voalohany izao MPEB hanosehana ireo mpandraharaha rehetra sy fampahafantarana izany toekarena manga izany.  Maro ny olana nateraky ny Covid-19, voakasik’izany koa ny sehatry ny jono […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Trending Articles