![]()
Sendra nahare feo hafahafa teo amin’ny lalan’Avaradoha midina hihazo ny hopitaly Homi, ny alin’ny asabotsy 24 oktobra teo i Setra. Kinanjo, indro fa nahita zazamenavava nisy nanary efa novovozin’ny alika sy efa nohodidinin’izy ireo… Nanatona moramora i Setra ka nahita zazamenavava nifono tao anaty lamba efa nigogogogo nitomany. “Noheveriko fa sakakely io zaza io, saingy […]