Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Tambajotra nanondrana an-tsokosoko harem-pirenena: hohenjehina ireo ”Trondro vaventy” amin’ny ”73,5 Kg”

$
0
0
Nampanantena fa tsy ho vitavita ho azy. Anisan’ny nitondran’ny minisitry ny Fitsarana fanazavana ny momba ireo raharaha mafampana eny anivon’ny fitsarana. Anisan’izany ny momba ilay volamena ”73,5kg” atsy Afrika Atsimo. “Misy tambajotra ireny zavatra ireny ary tafavoaka any ivelany ireny olona ireny. Maro ny olona voasaringotra ao anatin’izay, ary mbola mandeha ny fanadihadiana. Satria tsy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696