![]()
Iaraha-mahalala fa mbola ambany dia ambany ny tahan’ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara, indrindra fa any ambanivohitra. Miezaka manentsina ny banga ny orinasa WeLight, ao anatin’ny Groupe Axian. Miezaka manentsina ny banga any ambanivohitra ny WeLight amin’ny famatsiana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro, tsy lany laniana eto amintsika. Tao anatin’ny telo taona niasan’ity orinasa ity, tanàna […]