Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Farmasia – toby fivarotam-panafody: kianin’ny farmasianina ny fandinihana ny tolo-dalàna

$
0
0
Hikorontana ny fehezan-dalàna momba ny fahasalamana satria simba ny rohy entin’ny andininy samihafa raha holanian’ny solombavambahoaka ilay tolo-dalàna mikasika ny toerana tokony hisy ny toby fivarotam-panafody.                 Mangataka ny fampiatoana ny fandinihan’ny solombavambahoaka ilay tolo-dalàna momba ny toby fivarotam-panafody ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny farmasia, araka ny fanambarana niarahan’izy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles