Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Fiovan’ny toetr’andro: hiampy 130 tapitrisa ny olona hahantra

$
0
0
Manaitra ny sain’ny mpitondra fanjakana maneran-tany ny Banky iraisam-pirenena (BM), mandritra izao fivoriambe iraisam-pirenena mikasika ny tontolo iainana Cop 26, atao any Ecosse izao. Aminy, tsy maintsy manova ny paikady ny mpisehatra sy ny tomponandraikitra rehetra eo amin’ny lafiny toekarena, sosialy, izay tena midangana ka mila fampiasam-bola betsaka. Mila hafantoka amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles