Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Hitandroana ny filaminana eny ifotony: tanora 34 nifehy ny fahaizana miatrika fiainana

$
0
0
Hifarana amin’ity herinndro ity ny fiofanana ataon’ny tanora 34 avy ao amin’ny distrikan’Antalaha sy Sambava ary ny kaominina Ampohimbe sy Bemanevika, fiofanana hisorohana ny herisetra sy ny fandikan-dalàna ataon’ny ankizy ary ny tsy fandriampahalemana any amin’ny faritra avaratra. Nosahanin’ny teknisianina avy amin’ny sampandraharaha misahana ny fananahana ara-pahasalamana sy ny fiarovanana ny tanora eo anivon’ny minisiteran’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles