Nokasaina hamidy 300 tapitrisa Ar: olona telo voasambotra, mpitandro...
Tra-tehaky ny polisim-pirenena avy ao amin’ny faritra Anosy ny mpitandro filaminana iray am-perinasa voarohirohy tamin’ny fakana an-keriny zaza varira. Voasambotra, ny alatsinainy teo koa ireo roa lahy...
View ArticleFisandohana andraikitra: lehilahy roa nangalatra fiara avy nofainy
Niakatra fampanoavana, omaly, ireo roa lahy voasambotry ny polisy tao Tsiroamandidy, ny asabotsy teo. Voalaza ho nangalatra fiara izy ireo ka efa saika hivarotra izany tamin’ny vidiny 12 tapitrisa Ar....
View ArticleCocaïne tao anaty fonosana: teratany vahiny iray saron’ny polisy
Voasambotry ny polisy ao Mahajanga, ny talata teo ny lehilahy miisa roa sy teratany vahiny iray nahatrarana zava-mahadomelina. Tokony ho tamin’ny 10 ora alina tamin’io, hita nametraka fonosana tao...
View ArticleTselatra
Olona miisa roa maty omaly tao anaty “bajaj” vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teo Ambondromamy, lalam-pirenena fahefatra. Potika tsy nisy noraisina intsony koa io “bajaj” io taorian’ny voina...
View ArticleAnkoatra ireo foto-drongony iray tapitrisa mahery…: rongony 5 taonina mahery...
Sarona nandritra ny ady ataon’ny zandarimariam-pirenena amin’ny fihanaky ny zava-mahadomelina ny rongony efa maina mahatratra 5 taonina mahery. Tratra tahaka izany koa ireo rongony lena iray tapitrisa...
View ArticleMba tsy hiovaova amin’ny fiovaovan’ny toetrandro
Hanao ahoana ny ho vokatry ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny fiatrehana ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetrandro? Ho hita eo… Tsy vao izao no nisy fikaonandoha toy izany; eny, na ny fehinkevitra...
View ArticleBen’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina: «Avereno amin’ny kaominina...
Hentitra. « Avereno amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny taniny », hoy ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, omaly, tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna, Analakely. Nanteriny fa mihoatra ny 100...
View ArticleHo an’ny 18 hatramin’ny 60 taona…: hanomboka anio ny fanaovam-bakisiny sinopharm
Azo sitrahina manomboka anio eny amin’ny toerana natokana hanaovana vaksiny CHUJRB Befelatanana sy CHUJRA Anosy ny vaksiny sinopharm karazany fahatelo tonga eto Madagasikara. Natokana ho an’ny olona 18...
View ArticleTarika Rajery: seho farany mialoha ny fivoahana any ivelany
Anisan’ny tanjona ho an’ny La Plantation, etsy Ankorondrano ny haneho hatrany ny hakanton’ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. Nosafidin’izy ireo hanatanteraka seho eny an-toerana ny tarika Rajery,...
View ArticleRavorombato Ony L. – Boky: hivoaka ny « Rangotra voatsonga »
Masaka ny nahandro ! Amin’io herinandro ambony io, hamoaka ny boky voalohany mirakitra ny sanganasany Ravorobato Ony Latoarimamy, mpanoratra, poety, mpampianatra, mpikabary. Boky « Rangotra voatsongo »...
View ArticleToeram-piantsonana Pergola: nifampizarana ny fitantanana
Hiandraikitra ny fitantanana ny toeram-piantsonan’ny fiarakodia etsy amin’ny Pergola Antaninarenina ny fikambanana Meva sy ny Arrup, manomboka izao, isaky ny amin’ny 6 ora hariva hatramin’ny 6 ora...
View ArticleFanaovana tombana ny PSE: hodihina indray ny fanabeazana fototra sivy taona
Hanao jery todika ny asa vita rehetra sy ny lesoka tsy nahatrarana ny tanjona amin’ny Tetim-pivoarana ho an’ny Fanabeazana PSE 2017-2021 ny fanjakana sy ny mpiray ombon’antoka, mandritra ny roa andro...
View ArticleHerisetra natao tamin’ny mpanao gazety: naneho fialan-tsiny tamin’ny...
Tsy tana, ary azo lazaina fa mitohy ny fandoroana tanety eto amintsika. Tsy mitazam-potsiny izany anefa ny AJE (Association des journalistes pour l’environnement) fa manao ny asany, mitondra ny...
View ArticleJirama: hampiana gropy fahefatra any Andekaleka
Eo am-pamaranana ny fanarenana ny simba any amin’ny toby famokarana herinaratra any Andekaleka. Vita tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fanamboarana ny “cour circuit” tao amin’ny gropy faharoa. Efa...
View ArticleKoukoumi Le Magicien: manatsara ny zavakanto ataony
Miezaka manatsara ny zavakanto ataony hatrany i Koukoumi le Magicien, ankehitriny. Tsy ny eo amin’ny tontolon’ny mazia ihany no ahafantarana azy fa eo ihany koa ny sehatra hafa. Anisan’ny manavanana...
View ArticleKabôsy Spirit: haneho ny “Horija ”
Hitondra antsika hitsangantsangana amin’ny mozika any amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ny Kabôsy Spirit, anio alakamisy 04 novambra, ao amin’ny No Comment Bar Isoraka, manomboka amin’ny 8 ora alina....
View ArticleSava: misokatra ny biraon’ny BCMM
Notokanan’ny filoha Rajoelina Andry, ny 29 oktobra teo tany Sambava ny Biraon’ny sora-pananana ho an’ny harena an-kibon’ny tany (BCMM) ho an’ny faritra Sava. Nohamafisiny fa tokony hitondra...
View ArticleAndriamalazaray Andoniaina: “Matahotra ange izahay miditra ao amin’ny Ceni”
Hijoro tsy ho ela ny Ceni vaovao. Hanao ahoana? Maneho fijeriny ny mpikambana iray vao voafidy, izay filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, Andriamalazaray Andoniaina: “Matahotra ange...
View ArticleFifidianana amin’ny 2023 : hametraka paikady hisorohana ny korontana ny Sadc...
“Mijery izao ny Sadc hoe iza avokoa ireo firenena hisy fifidianana ao anatin’ny 24 volana manaraka? Ao anatin’izany no hijerena ny fisorohana mba tsy hisian’ny mety hiteraka lonilony ka hitarika...
View ArticleFihanaky ny valanaretina: misoko mangina ny coronavirus
“Miisa 10 eo ho eo tao anatin’ny tapa-bolana ireo olona noraisiko mahatsiaro ho tsy mahare fofona sy tsiron-kanina intsony… Efa mampanahy ho coronavirus izany”, hoy ny dokotera iray etsy 67 ha, omaly....
View Article