Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70753 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitantanana sy andraikitra – Raliharisoa Hermine: “Mbola vitsy ny vehivavy...

Iza izy ? Raliharisoa Hermine, 52 taona. Manambady ary niteraka dimy, miaraka amin’ny taizany. Zanaky ny any Fenoarivo Atsinanana sy i Brickaville fa mponin’Isotry, fony nianatra teny Ankatso. Sakafo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampiasana « sarcleuse motorisé »: vita anatin’ny fotoana fohy ny asa any...

Nampiasa voalohany ny milina miasa tany (sarcleuse motorisé)  ny tantsaha, tao amin’ny kaominina Ivandrika, Farafangana. Nisy fanehoana ny fampiasana izany milina netrehan’ny governora sy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – Doppel Top 20: niakatra 30 tapitrisa Ariary ny “quote part”

Hampandrosoana ny taranja baolina lavalava, nampitomboin’ny eo anivon’ny Rugby Malagasy ho 30 tapitrisa ariary ny vola tsinjaraina na “quote part” ho an’ireo mpilalao mandray anjara ao anatin’ny Top...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Asief 2021: miditra amin’ny dingana famaranana ny fifaninanana

Efa miditra amin’ny dingana famaranana, amin’izao fotoana izao, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny mpiasam-panjakana Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires),...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Karate – Amboaran’i Madagasikara: voalohany tamin’ny Kumite ny Akka Avaradrano

Vokatra tsara ny azon’ny klioba Akka Avaradrano, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara U14, taranja karate, notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafo Ankorondrano....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Doppel Top 20: les clubs annoncent un boycott des huitièmes de finale

Un vent de fronde souffle sur l’ovale malagasy. Dans un communiqué commun publié hier, les clubs participants au championnat de Madagascar élite Fédéral 1 ou Doppel Top 20, ont annoncé qu’ils vont...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tournoi Grand Swiss 2021: Fy Rakotomaharo en­chaîne une 6e défaite

Parcours semé d’embûches pour le Maître international (MI) malagasy, Fy Rakotomaharo au tournoi Grand Swiss 2021 à Riga (Lettonie). Depuis le 27 octobre, début de la compétition, le numéro un malagasy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Électricité et chauffage : Où en est le secteur de l’énergie ?

Rarement une semaine se passe sans que des projets dans l’énergie ne prennent la une des journaux. Mais malgré un apparent bouillonnement, les coupures de courant se poursuivent dans la capitale et...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Accès à l’électricité rurale ; Baobab + : pilier de l’accès à l’énergie et au...

C’est le résultat d’un long cheminement. Un constat. Depuis 2005, le groupe Baobab a mis en place des solutions de micro-finance dans une dizaine de pays d’Afrique. Mais le réel développement des...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vono olona feno habibiana tao Menabe: jiolahy valo voasambotra, karohina ireo...

Sarona omaly  avokoa ireo tompon’antoka namono an’Itompokolahy  Velo Pierre sy Justin André izay maty noho ny hetraketrak’ ireo tsy mataho-tody tao Mahabo, ny volana oktobra lasa teo… Taorian’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nifandona tamin’ny kamiao: mpitondra moto iray namoy ny ainy

Nandriaka indray ny ra tetsy Ankadimbahoaka, omaly tolakandro. Tra-doza nifandona tamina kamiao iray, tsy lavitry ny tobin-dasantsy Galana eo an-toerana ny lehilahy iray nitondra moto. Vokany, nianjera...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lakana nivadika…: mpianaka roa vavy indray namoy ny ainy

Hatramin’ny ora nanoratanay farany, renim-pianakaviana iray sy vehivavy iray hafa no mbola karohina vokatry ny loza an-dranomasina nahazo azy ireo tao Andamoty, kaominina Mahadrodroka,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Avy any Fenoarivo Atsinanana, tratra tetsy Ambohimalaza: Bolabolana andramena...

Raha somary niatoato kely tao ho ao ny fanondranana antsokosoko hazo andramena any ivelany, eto an-toerana indray izao no hanaovan’ny sasany trafika. Saron’ny zandary tetsy Ambohimalaza, ny herinandro...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiainam-bahoaka… mba aoka tsy hohadinoina

Ho amin’ny tombontsoam-bahoaka ny fanorenana fotodrafitrasa etsy sy eroa: hopitaly manara-penitra, sekoly manara-penitra, tsena manara-penitra, kianja manara-penitra… Marina sa tsy marina? Tsy...

View Article

Manjakamiadana: fokontany 6 tandindomin-doza

Raha ny famaritana nataon’ireo ekipa tonga teny ambanin’ny Rovan’i Manjakamiadana, omaly, dia fantatra fa fokontany enina eny an-toerana no tandindomin-doza amin’ny mety ho fihotsahan’ny tany rehefa...

View Article


Fahadiovana sy kalitaon’ny sakafo: nofanin’ny CUA ireo mpivarotra ao amin’ny...

Nomen’ny kaominina Antananarivo Renivohitra fiofanana manoka, omaly, tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, ireo mpivarotra hani-masaka hisitraka ny tsena vaovao etsy amin’ny Zaimaika Analakely....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanohizana ny asa sosialy: natsangana ny «Fondation Céline et Ratsiraka»

Notsarovan’ny fianakaviana, omaly, ary notanterahina manerana ny Nosy ny fanamarihana ny tsingerin-taona nahaterahan’ny amiraly Ratsiraka. Anisan’izany ny natao tetsy  amin’ny St Michel, Amparibe....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiaraha-miasa: halalaka ny tsenam-barotra amin-dry zareo Britanika

Sehatra maromaro. Vita Sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa ara-toekarena eo amin’i Madagasikara sy i Royaume-Uni ary Irlandy  Avaratra. Natao tamin’ny alalan’ny « visioconférence » izany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mamaly ny fitakiana samihafa ny minisitra: “Misy ny vola saingy mila...

Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny minisitry ny Toekarena sy ny vola (MEF), Rabarinirinarison Rindra, omaly, teny Antaninarenina. Nitondra fanazavana izy manoloana ireo fitakiana samihafa, matetika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanohanana ny orinasa eto an-toerana: haverina 20% ny haban’ny « bondillons »

Tsy afaka mifaninana amin’ny vokatra avy any ivelany ny orinasa indostrialy eto an-toerana satria nomena vahana loatra. Manoloana izany, isaoran’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), ny...

View Article
Browsing all 70753 articles
Browse latest View live