Rugby Top 20: mitohy ny fitakiana ataon’ny fileovana
Mihenjan-droa tanteraka ny tady eo amin’ny Malagasy Rugby sy ireo solontenan’ny klioba anatin’ ny Top 20 manao ny fangatahany ny lelavola 80 tapitrisa ariary amin’izao fotoana… Tsy nihemotra, mbola...
View ArticleVolley-Elites U23: tafakatra manasa-dalana ny GNVB lahy sy vavy
Hiditra amin’ny manasa-dalana anio, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Elites U23”, taranja volley vall. Samy tafakatra amin’izany ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie Nationale de Volley...
View ArticleKitra: hifampihantsy ny Jet Kintana sy ny Fosa Boeny
Hatao etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny tolakandron’ny alahady 7 novambra izao, ny lalao fihantsiana “match de gala” eo amin’ny Jet Kintana sy ny Fosa Boeny. Hoentina hampiroboroboana ny baolina...
View ArticleCUA-RF2-Fikambanana tsy miankina: ifarimbonana ny fanadiovana ny tanàna
Natao omaly teo amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny RF2 ary ny fikamanana tsy miankina miisa telo. Tanjona ny...
View ArticleSahirana ny ray aman-dreny: tsy manana vaksiny BCG ny eny Atsimondrano
Sahirana mitady ny CSB II na hopitaly mbola manana tahirim-baksiny BCG (miaro amin’ny aretina raboka) ireo fianakaviana manana zaza vao teraka tao anatin’ny roa herinandro eto Antananarivo. « Tsy...
View ArticleOniversiten’Antananarivo: tsy mandray ireo afaka bacc taona 2021
Taorian’ny fivorian’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny filohan’ny oniversite enina ary ny tale jeneralin’ny sekoly ambony rehetra miankina amin’ny fanjakana (Copries), ny volana septambra lasa...
View ArticleMisia ny mazava…: tratry ny «varodraikiraiky» ny Malagasy
Nandalo vanim-potoana maro i Madagasikara. Niaina tao anatina tranga sy fiovaovana samy hafa. Nanana ny akony teo amin’ny fiainan’ny Malagasy izy ireny. Nanova sy nandiso zavatra maro ihany koa....
View ArticleAntoko mpihira: milalao gadona maroloko ny Andry fitiavana
Taona 1989, niorina ny Antoko mpihira Andry fitiavana, mijoro eo anivon’ny Fiangonana METM Nazareta fitiavana 67 ha atsimo. Anisan’ny ahafantarana azy 50 mianadahy, tarihin’i Andry Malala ny...
View ArticleMIHz’art groove’s: manomana seho maro
Misehatra eo amin’ny tontolon’ny fikarakarana lanonana maro samihafa ny MIHz’art groove’s, “orchestra complet” ary mieritreritra ny handeha lavitra eo amin’ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Maroloko...
View ArticleLiteratiora – Lahabolana: folo taona nikabariana i Jean Luc Avotriniaina
Randrianarivony Avotriniaina Jean Luc, na i Jean Luc Avotriniaina no anarana ahafantaran’ny maro azy, raha eo amin’ny sehatry ny lahabolana. Ny taona 2007 no nasandratra ho mpikabary rehefa nandranto...
View ArticleTournoi Grand Swiss 2021: Fy Rakotomaharo a obtenu son deuxième nul
A l’issue du 8e tour très disputé face au Grand maître (GM) serbe, Budisavljevic Luka, le Maître international (MI) malagasy Fy Rakotomaharo, a arraché un match nul au tournoi Grand Swiss qui se...
View ArticleMila miomana dieny izao…
Efa ao anatin’ny vanim-potoana mialoha ny fampielezan-kevitra izao? Efa misy ny vondrona na antoko politika miomana amin’ny fiatrehana izany: manamafy sy manatevina ny ambaindain’ny antoko: manao...
View ArticleFanodinkodinana 600 tapitrisa Ar: nidoboka am-ponja ilay delegem-paritra...
Niakatra fampanoavana tany amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) any Mahajanga ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana. Maromaro ireo voasaringotra tamin’izany ka anisany...
View ArticleFampidirana mpiasa : handray polisy monisipaly 100 miampy mpamonjy voina 75...
Mitohy hatrany ny fandrasain’ny eo anivon’ny Koaminina Antananarivo Renivohitra ireo tanora zazalahy sy zazavavy handray anjara amin’ ny fidirana ho mpamonjy voina sy polisy monisipaly vaovao...
View ArticleLoholona Besoa Eric : “Hamadika ny pejin’ ny tantara isika…”
Noraisin’ny vahoaka manetriketrika tany Maroantsetra ny filoha lefitry ny Antenimierandoholona Besoa Eric tamin’ity herinandro ity. “Hivadika ny pejin’i Maroantsetra sy ny faritra Analanjorofo...
View ArticleJery taratra…
Izay androsoana no atao Nandray anjara tamin’ny fivorian’ny Firenena mikambana (ONU) faha-26 momba ny toetr’andro (Cop 26 ), natao tany Glasgow, Ecosse, i Madagasikara. Nitarika ny delegasiona...
View ArticleFanafihan-dahalo tany Miandrivazo: misafotofoto ny raharaha nahaverezana 73...
Disadisan’ireo dahalo mpanao asa ratsy. Io no voalaza fa nahavoatonona an’ilay miaramila ao anatin’ilay fanafihana mpandraharaha tao Miandrivazo ny voalana aogositra teo. Etsy ankilany, nilaza ireo...
View ArticleVono olona feno habibiana : naiditra am-ponja vonjimaika ireo olona valo...
Nidoboka am-ponja vonjimaika ireo olona miisa valo voarohirohy tamin’ilay vono olona mahatsiravina tao Antsalaka-Antsiranana. Niakatra teo anivon’ny mpitsara mpanao famotorana, afakomaly, ny raharaha....
View ArticleTselatra
Naiditra am-ponja eny Tsiafahy avokoa ireo roa lahy tratra nitondra bolabolan’andramena miisa 58 saron’ny zandary. Tsihiavina fa nentin’izy ireo tamina taksiborosy iray avy any amin’ny faritra...
View ArticleFihoaram-pefy – “Domaine” Avaradrano: sarona ny hala-tsonian’ireo mpanao hosoka
Hosoka sy tsy fanarahan-dalàna eny anivon’ny fananan-tany. Nisehoana halatra sonia maromaro tamin’ny alalan’ny fanomezam-pahefana olona iray nanatitra taratasy famadihana kadasitra ho “titre” ny...
View Article