Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

CUA-RF2-Fikambanana tsy miankina: ifarimbonana ny fanadiovana ny tanàna

$
0
0
Natao omaly teo amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny RF2 ary ny fikamanana tsy miankina miisa telo. Tanjona ny hisian’ny fizarana andraikitra ka hanadiovana tsy tapaka amin’ny lalam-pirenena voalohany miala eo amin’ny tranoben’ny Antenimierandoholona hatreo amin’ny « rond point Anosizato ». Ifarimbonana ny asa fanadiovana ny tanàna […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles