![]()
Randrianarivony Avotriniaina Jean Luc, na i Jean Luc Avotriniaina no anarana ahafantaran’ny maro azy, raha eo amin’ny sehatry ny lahabolana. Ny taona 2007 no nasandratra ho mpikabary rehefa nandranto fahalalana tao amin’ny fikambanana mpikabary Valabe ny tenany. “Ny fiventesana karazana teny kanto mandrotsirotsy sofina rehefa entin’i Dada sy Mama mamonjy raharaha am-panambadiana iny, no nandrisika […]