Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Antoko mpihira: milalao gadona maroloko ny  Andry fitiavana 

$
0
0
Taona 1989, niorina ny Antoko mpihira Andry fitiavana, mijoro eo anivon’ny Fiangonana METM Nazareta fitiavana 67 ha atsimo. Anisan’ny ahafantarana azy 50 mianadahy, tarihin’i Andry Malala ny fahaiza-mifehy ny gadona maroloko, mitaona hibebaka. « Anton’izany ny hahafahana mampita ny hafatra raketin’ireo tononkira ho an’ny olona rehetra (ankizy, tanora, lehibe) ». Anisan’ireo lalaovin’izy 50 mianadahy ny klasika sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Latest Images

Trending Articles