![]()
Mitohy hatrany ny fandrasain’ny eo anivon’ny Koaminina Antananarivo Renivohitra ireo tanora zazalahy sy zazavavy handray anjara amin’ ny fidirana ho mpamonjy voina sy polisy monisipaly vaovao amin’izao fotoana. Mizara roa mazava tsara, miisa 100 ireo tanora manodidina ny 18 ka hatramin’ny 30 taona hiditra ho polisy horaisina. Etsy ankilany, 18 taona hatramin’ny 28 kosa ny […]