Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70849

Fahadiovana sy kalitaon’ny sakafo: nofanin’ny CUA ireo mpivarotra ao amin’ny Zaimaika  

$
0
0
Nomen’ny kaominina Antananarivo Renivohitra fiofanana manoka, omaly, tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, ireo mpivarotra hani-masaka hisitraka ny tsena vaovao etsy amin’ny Zaimaika Analakely. Tanjona amin’izany ny hanomezan’izy ireo tolotra tsara kalitao sy ara-pahasalamana ary madio ho an’ny mpanjifa hisorohana ny mety ho fanapoizinana ara-tsakafo. Ankoatra ny CUA, teo koa ireo mpiara-miombon’antoka toy ny Agence TUMBU, ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70849

Latest Images

Trending Articles