![]()
Vokatra tsara ny azon’ny klioba Akka Avaradrano, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara U14, taranja karate, notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafo Ankorondrano. Laharana voalohany ny klioba, teo amin’ny Kumite ary medaly 10 (volamena 6 sy volafotsy 4) no norombahin’ireo karateka avy amin’ny Akka Avaradrano. Tsiahivina, tontosa ny faran’ny herinandro teo ny […]