Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70773

Mamaly ny fitakiana samihafa ny minisitra: “Misy ny vola saingy mila fandaminana…”

$
0
0
Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny minisitry ny Toekarena sy ny vola (MEF), Rabarinirinarison Rindra, omaly, teny Antaninarenina. Nitondra fanazavana izy manoloana ireo fitakiana samihafa, matetika miteraka korontana sy fitokonana. Nilaza mazava ny minisitry ny Toekarena sy ny vola fa ny fanjakana tsy manana olana ara-bola. “Misy vola ny fanjakana, fa araka ny efa nohazavaina, misy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70773

Trending Articles