Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70808

Fanohanana ny orinasa eto an-toerana: haverina 20% ny haban’ny « bondillons »

$
0
0
Tsy afaka mifaninana amin’ny vokatra avy any ivelany ny orinasa indostrialy eto an-toerana satria nomena vahana loatra. Manoloana izany, isaoran’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), ny fitondram-panjakana, nampiditra ao anatin’ny Tetibola 2022, ny hampiakarana ny haban-tseranana alaina amin’ny bolabolan-tsavony (bondillons) ho 20% indray, raha nampidinina ho 10% nanomboka tamin’ny taona 2011. Nilaza ny filohan’ny Sim, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70808

Latest Images

Trending Articles