![]()
Iza izy ? Raliharisoa Hermine, 52 taona. Manambady ary niteraka dimy, miaraka amin’ny taizany. Zanaky ny any Fenoarivo Atsinanana sy i Brickaville fa mponin’Isotry, fony nianatra teny Ankatso. Sakafo tiany ny trondro “frite”, anana sy “crevette”. Ny fialamboliny, ny mipetraka an-trano, mikarakara ny zanaka. Dihy ankafiziny ny “Rock” ary nanaovany fifaninanana izany tany Toamasina. Gadona tiany […]