![]()
Hatramin’ny ora nanoratanay farany, renim-pianakaviana iray sy vehivavy iray hafa no mbola karohina vokatry ny loza an-dranomasina nahazo azy ireo tao Andamoty, kaominina Mahadrodroka, distrikan’Analalava, afakomaly. Tra-doza teo amin’ny toerana voalaza ny sambokely nitondra ireo mpandeha miisa fito. Avotra soa aman-tsara tamin’izany ny dimy tamin’ireo mpitaingin-dakana raha tsy hita kosa ny roa hafa, hoy ny […]