Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70788

Herisetra natao tamin’ny mpanao gazety: naneho fialan-tsiny tamin’ny fikambanana AJE ny minisitera

$
0
0
   Tsy tana, ary azo lazaina fa mitohy ny fandoroana tanety eto amintsika. Tsy mitazam-potsiny izany anefa ny AJE (Association des journalistes pour l’environnement) fa manao ny asany, mitondra ny hafatra sy ny sary ho hitan’ny tompon’andraikitra rehetra. Iaraha-mahalala izao ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fiantraikany, miakatra ny hafanàna, ritra ny rano amin’ny faritra maro. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70788