Notokanan’ny filoha Rajoelina Andry, ny 29 oktobra teo tany Sambava ny Biraon’ny sora-pananana ho an’ny harena an-kibon’ny tany (BCMM) ho an’ny faritra Sava. Nohamafisiny fa tokony hitondra fampandrosoana an’i Madagasikara ny harena an-kibon’ny tany. Fanombohana ny fampandrosoana eny ifotony ny fametrahana biraom-panjakana toy ny BCMM izao. Isan’ireo birao miisa 12 efa misy eto amintsika ity […]
↧