![]()
Anisan’ireo nandahan-teny, tao anatin’ny telo minitra tahaka ireo filoha sy lehiben’ny governemanta miisa 30 ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Miatrika ny fihaonana an-tampon’ny COP26 tanterahina any Ecosse ny tenany. Nitondra sosokevitra manoloana izao fiovaovan’ny toetr’andro amin’ny fiatrehana izao fihaonana an-tampony izao ny filoha. “Ilaina ny fampiasana “Ethanol” hanoloana ny arina fandrehitra. Tanjona ny ikajiana ny […]