![]()
Elaela tsy hita an-tsehatra… Saingy tsy nijanona mihitsy tamin’ny mozika i Solo Andrianasolo. Nisy ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny Regina’s School Andrefan’Ambohijanahary, nizarany ny vaovao lehibe. Lehibe satria fantatra fa hanamarina ny 40 taona nanaovany fampisehoana i Solo Andrianasolo. Hotontosaina ny alahady 7 novambra izao io, manomboka amin’ny 3 ora, etsy amin’ny […]