![]()
Niaka-tsehatra tany amin’ny faritra bongolava indray ny Mpizaka Stelarim. “Ndao hamaky boky hifanakalo kalo”, io no lohahevitra tamin’izany seho izany, niaraha-niasa tamin’ny fitaleavam-paritry ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Tao Tsiroanomandidy, Belair Mangarivotra no nanatanterahana izany, ny asabotsy 30 oktobra lasa teo manomboka tamin’ny 2 ora sy sasany. Tao anatin’izany dia nisy antsan-tononkalo, fampirantiana boky, […]