Mankalaza an’izao… Manamarika an’izaroa ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ! Mitondra inona izy ireny ? Ao ny nanaitra ny olona tamin’ny torimasony fa tsy ferana ihany koa ny fisian’ny rano natosaka an-damosin-gana. Ilaina ny fankalazana, ny fanamarihana, fa tokony katsahina fatratra ihany koa ny fanaovan-javatra na hetsika mitohy. Efa tokony hanana io paikady io amin’izay ny […]
↧