![]()
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy, ny asabotsy lasa teo teny Antaninarenina, Andriambololonjiva Lantosoa (Njiva) fa ho anisan’ireo kandidà hifaninana amin’ny toeran’ny filohan’ny federasiona malagasy tenisy ambony latabatra (FMTT). Tsy olona vaovao amin’izany tontolo izany ny tenany satria efa mpilalao sady mpitantana klioba ka mahafantatra tsara ny mangirifiry sy ny marary ireo mpilalao, ankehitriny. “Tonga ny fotoana […]