Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70329 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hanohana an-dRajoelina ny fikambanana Lafatra

Fikambanana hafa indray koa. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Lalana fampandrosoana ny  tanindrazana (Lafatra) fa resy lahatra amin’ny kandidà Rajoelina, amin’izao fifidianana filoham-pirenena izao....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faritra arovana Tsimanampesotse: lasa « réserve de biosphère de l’Unesco »

  Nosokajina ho « réserve de biosphèrede l’Unesco »  ny faritra arovana Tsimanampesotse- Nosy Ve Androka, araka ny tapaky ny filankevitra iraisam-pirenan’ny fandrindrana ny fandaharanasa Man and...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy hihemotra ny bakalorea: efa tonga ny laza adina avy amin’ny lycée 60

  Hotontosaina ny alatsinainy 17 septambra ka hatramin’ny alakamisy 27 septambra ny bakalorea taona 2018, tsy miova intsony ny daty, araka ny fanambaran’ny tale jeneralin’ny fampianarana ambony,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famokarana fary: fiaraha-miasan’ny CMCS sy ny Cirad

  Miroso avy hatrany amin’ny fijerena ifotony ireo toerana heverina fa afaka mamokatra fary eto Madagasikara ny tale jeneraly vaovan’ny CMCS, Rakotomalala Miharisoa, rantsana eo anivon’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sempama Nosy: “Tsy hanakorontana ny fanadinana izahay”

  Tsy hanakorontana ny fizotry ny fanadinam-panjakana rehetra ny mpampianatra mpikambana ao amin’ny Sempama Nosy, araka ny fanambarana nataon’ny filohany, Ratolojanahary Arsène, omaly. Nangataka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – «Poule des As»: hanala vela amin’ny Elgeco Plus ny Fosa Jr, anio

  Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity, ny andro voalohany eo amin’ny fifanintsanana amin’ny “Poule des As”, dingana farany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Hiragasy makotrokotroka »: hivoaka ny Renivohitra

  Hetsika iray misongadina sy efa mahazatra ny maro, indrindra ny eto an-dRenivohitra, mandritra ny fotoam-pialan-tsasatra, ny « Hiragasy makotrokotroka ». Nampanantena ny mpikarakara, ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiarovana ny tontolo iainana: miady amin’ny fako plastika ny orinasa Ambatovy

  Nanao fampirantiana tao anatin’ny toeram-pitrandrahany ao Moramanga ny orinasa Ambatovy, herinandro vitsy lasa izay. Hizarana amin’ireo mpiasan’ny sampandraharaha rehetra mandrafitra an’Ambatovy,...

View Article


Handball –IHF Trophy: hidona voalohany amin’ny Malagasy ny Roandey

  Tafiditra ao anaty sokajy maozatra ny ekipam-pirenena malagasy, eo amin’ny fiadiana ny IHT Trophy, taranja handball. Fihaonana, hotanterahina any Roandà, ny 8 ka hatramin’ny 12 aogositra ho avy izao....

View Article


Rugby – «Amboaran’ny filoha 2018»: hahemotra ireo lalao manasa-dalana

  Na efa voalahatra, hotanterahina rahampitso alahady 5 aogositra, etsy amin’ny kianjaben’ny Mahamasina aza ny lalao manasa-dalana, hiadiana ny «Amboaran’ny filoha», taranja rugby, voatery nahemotra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famokarana angovo: miezaka miala amin’ny solika ny Jirama

  Miezaka ny hanova sy hanatsara ny fitantanana ao aminy ny Jirama, amin’izao fotoana izao, miaraka amin’ny minisiteran’ny Angovo. Tanjona ny hanoloana vaovao daholo ireo milina efa antitra ao aminy,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Microcred – Mahajanga: nahazo fahafahana vonjimaika ny efatra amin’ireo...

  Mitaintaina sahady ny  mponina ao Mahajanga satria nomen’ny fitsarana fahafahana vonjimaika ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana ny banky Microcred Mahajanga. Miraviravy tanana, noho izany,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Irondro Nivadika ilay taksiborosy nitondra mpianatra

   Naratra tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nitranga teny amin’ny RN 25, afakomaly, ny mpianatra vitsivitsy. Taksiborosy Sprinter iray nitondra mpianatra ao amin’ny sekoly tsy miankina iray ao Vohipeno...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andoharanofotsy: matin’ny lozam-pifamoivoizana Ratefinarivo Vonjy

  Matin’ny lozam-pifamoivoizana, teny Andoharanofotsy, ny asabotsy vao maraina teo, Ratefinarivo Vonjy, mpiasa ao amin’ny Imprimerie Niag Antanimena. Handeha hody any Mandrimena izy tamin’io fotoana io...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifidianana filoham-pirenena: arahin’ny Samifin maso ny fampiasam-bolan’ireo...

   « Manara-maso ny fitantanam-bolan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana ny vaomiera. Ny vola miditra sy mivoaka enti-mamatsy ny fampielezan-kevitra sy ny fifidianana izany », hoy ny fanazavan’ny tale...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vavatenina: tsy mbola voasambotra ny nandoro ny Jirama

   Taorian’ny fandoran’ny fokonolona ao Vavatenina ny biraon’ny Jirama any an-toerana nandritra ny lalao famaranana ny baolina kitra maneran-tany, ny 15 jolay 2018 lasa teo, nanao fanambarana tamin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lapan’ny Kolontsaina: sehatra nifanakalozana ny « Gilitabe »

  Na tsy feno hipoka aza ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Imahamasina, azo lazaina fa nahatanteraka ny fanambiny ny mpikarakara. Nanjakan’ny feon-gitara miavaka tokoa ny teny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

«Festival Somarôho! »: hampiara-peo tsy ho ela i Wawa sy i Diamond

“Io izy fa tonga”, hoy i Wawa. Fanamby lehibe napetrany amin’ireo mpijery tamin’ny taon-dasa ny fahatongavan’i Diamond Platnumz tany Nosy Be, nandritra ny “Somarôho!”. Samy nanana ny hanitra ho azy!...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ady amin’ny tazomoka: 13 tapitrisa ny lay hozaraina manerana ny Nosy

  Natomboka amin’ny fomba ofisialy ao amin’ny kaominina Anosy Tsararafa, distrikan’ i Farafangana, faritra Atsimo Atsinanana, ny fizarana lay misy odimoka maharitra ny asabotsy teo. Mahatratra 13 129...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampianarana: mandry an-driran’antsy ny mpianatra

  Tsy mitombin-tsaina ny mpianatra hiatrika fanadinam-panjakana manomboka amin’ny herinandro. Tsy tafatombina na ny ray aman-dreny aza manoloana ny safotofoto eo amin’ny fampianarana amin’izao fotoana...

View Article
Browsing all 70329 articles
Browse latest View live