Na efa voalahatra, hotanterahina rahampitso alahady 5 aogositra, etsy amin’ny kianjaben’ny Mahamasina aza ny lalao manasa-dalana, hiadiana ny «Amboaran’ny filoha», taranja rugby, voatery nahemotra amin’ny fotoana manaraka izany. Ny tsy fahazoana ny kianja ny anton’izany, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Malagasy rugby. Voalaza mantsy fa hisy fihetsiketsehana hafa hotontosaina eo amin’io fotodrafitrasa io ka […]
↧