Tafiditra ao anaty sokajy maozatra ny ekipam-pirenena malagasy, eo amin’ny fiadiana ny IHT Trophy, taranja handball. Fihaonana, hotanterahina any Roandà, ny 8 ka hatramin’ny 12 aogositra ho avy izao. Tafaraka amin’ny mpampiantrano mantsy ny Malagasy, izay hifandona aminy voalohany. Ankoatra izay, hifampitana amin-dry zareo Senegaley indray ny ekipan’Andriamiharinosy Tillo sy i Koko Jacquis, eo […]
↧